FANOU 99 - GRINTA (EP 2023)

| FANOU 99 - GRINTA (EP 2023)

About FANOU 99 - GRINTA (EP 2023)

EP GRINTA izay projet faharoa navokako tamin'ny 29 avril 2023 lasa teo. Ity projet ity dia misy track 05 miaraka amin'ny bonus 01 ary misy featuring 02 (Kamii Mae; Terrance) . Nataoko ho projet miresaka ny tenako kokoa izy ity izany hoe somary personnel kokoa fa saingy hoe misy ihany anefa ireo track izay feno hafatra sy feno motivation be mba hanosika ny mpihaino hatrany mba tsy hijanona sy iady amin'ny zavatra izay tiany atao na passion izany na asa na fianarana. Ka noho izany indrindra no nahatonga an'ilay projet natao hoe (GRINTA) izay midika hoe (FASAHIANA) amin'ny teny Malagasy.


Download album