About MITO - FIANAKAMS HIPHOP (2021)
Raki-kira faharoa an’i MITO nivoaka tamin’ny 07 août 2021, ary natao tao amin’ny" Sax Studio" Ankadindramamy. Misy fampiaraham-peo maro ao anatin’ny raki-kira ary niara-niasa tamin’ny mpanao instru maromaro, toy ry Real_Tamaga, Donat, etc...
Download album